Clinique Saint Georges de Mampikony et Ambondromamy

Clinique Saint Georges de Mampikony et Ambondromamy La clinique Saint Georges de Mampikony et d'Ambondromamy est un établissement médico-chirurgical.

🔥🙏🏼Mirary pantekôty sambatra ho antsika jiaby.Joyeuse fête de Pentecôte à tous.🙏🏼
24/05/2026

🔥🙏🏼Mirary pantekôty sambatra ho antsika jiaby.
Joyeuse fête de Pentecôte à tous.🙏🏼

🙏 𝗩𝗶𝘁𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻-𝗸𝗮𝗳𝗮𝗹𝗶𝗮𝗻𝗮 androany ny 𝗕𝗼𝗻𝗻𝗲 𝗔𝗻𝗻𝗲́𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟲 tato amin’ny 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁 𝗦𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗮𝗿𝗮𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝗹 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 – 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸...
21/02/2026

🙏 𝗩𝗶𝘁𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻-𝗸𝗮𝗳𝗮𝗹𝗶𝗮𝗻𝗮 androany ny 𝗕𝗼𝗻𝗻𝗲 𝗔𝗻𝗻𝗲́𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟲 tato amin’ny 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁 𝗦𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗮𝗿𝗮𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝗹 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 – 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆.

🎉 Toy ny fanao isan-taona dia niara-nankalaza tamim-pifaliana sy firaisankina ny mpianatra sy ny mpanabe rehetra.
👏 Nankasitrahana manokana ireo nandray anjara tamin’ny fikarakarana sy ny fanatanterahana ny lanonana.

🙌 𝗠𝗶𝘀𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗺𝗽𝗼 hatrany.

𝗜𝘀𝗮𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗺𝗽𝗼 noho ny fahavitana soamantsara ny fandraisana nataon’ny 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 eto Mampikony...
21/02/2026

𝗜𝘀𝗮𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗺𝗽𝗼 noho ny fahavitana soamantsara ny fandraisana nataon’ny 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 eto Mampikony ho an’ireo mpiasan’ny fahasalamana an-jatony tonga nanatrika ny fihaonana isan-taona.

Nanjaka ny firaisankina sy ny fihavanana, ary vao mainka nanamafy ny finiavana hiara-hitsabo am-pirahalahiana ireo mpiarabelona amintsika izany. Ny fiaraha-mientana tahaka izao no fototra iorenan’ny asa fitsaboana mendrika sy manakaiky ny vahoaka.

𝗠𝗮𝗻𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘀𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 anareo rehetra tonga maro sy nandray anjara tamin’ny fahombiazany.

🕊️ 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗴𝗲𝗿𝗶𝗻𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟰 🕊️𝗘𝗳𝗮 𝟰 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗶 𝗗𝗿 𝗢𝗱𝗶𝗹𝗼𝗻 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔 teto aminay. 𝗧𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗱𝗶𝗻𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝘆 𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗼𝗲𝘁...
17/01/2026

🕊️ 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗴𝗲𝗿𝗶𝗻𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟰 🕊️

𝗘𝗳𝗮 𝟰 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗶 𝗗𝗿 𝗢𝗱𝗶𝗹𝗼𝗻 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔 teto aminay. 𝗧𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗱𝗶𝗻𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝘆 𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗼𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻𝗮𝘆 ❤️

Ho fahatsiarovana sy fanomezam-boninahitra azy 🙏, dia nisy 𝗟𝗮𝗺𝗲𝘀𝗮 𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝘇𝘆, ary 𝗻𝗮𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 sy 𝗻𝗼𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼 misy ny sariny ao anatin’ny tokotanin’ny 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗦𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆, ho mariky ny fankasitrahana sy ny fitiavana tsy mety lefy. 📸✨.

𝗣𝗮𝗽𝗮 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮, 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮 𝘀𝗼𝗮 𝗻𝗮𝘃𝗲𝗹𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆. 🌿

🕯️ 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮 𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 🕯️
𝗛𝗼 𝗮𝗼 𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻𝗮𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 💖🙏

16/11/2025

🎉 🎓💃 𝗩𝗶𝗱𝗲́𝗼 𝗽𝘂𝗯𝗹𝗶𝗰𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝘀𝗼𝗿𝘁𝗶𝗲 𝗱𝗲 𝗣𝗿𝗼𝗺𝗼𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔 𝗱𝗲 𝗹’𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 – 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁 𝗦𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗮𝗿𝗮𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝗹 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 de 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆
𝗦𝗼𝗶𝗿𝗲́𝗲 𝗱𝗮𝗻𝘀𝗮𝗻𝘁𝗲 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶 𝗣𝗔𝗥𝗜𝗦𝗛.

📅 𝗗𝗮𝘁𝘆 : 𝟭𝟯 𝗗𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱
🕘 𝗢𝗿𝗮 : manomboka amin’ny 9 ora alina
📍 𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 : Royal Piscine 414 – Mampikony
🎤 𝗔𝗿𝘁𝗶𝘀𝘁𝗲 : 𝗣𝗔𝗥𝗜𝗦𝗛 en show live! 🔥

🎟️ Vidim-pidirana :
• 𝗧𝗶𝗰𝗸𝗲𝘁 : 10 000 Ar
• 𝗥𝗲́𝘀𝗲𝗿𝘃𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 : 30 000 Ar
• 𝗩𝗜𝗣 : 50 000 Ar

📞 Info & Réservation :
👉 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟱 𝟯𝟭𝟯 𝟱𝟬 / 𝟬𝟯𝟴 𝟴𝟯 𝟳𝟮𝟴 𝟭𝟮

🤝 Partenaires : 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 | 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 | 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝗡𝗲𝘄𝘀 | 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗖𝘂𝗶𝘀𝗶𝗻𝗲

𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼!

🎉 🎓💃 𝗡𝘆 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 – 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁 𝗦𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗮𝗿𝗮𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝗹 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 de 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆 dia hanatanteraka Soirée dansante manokana h...
06/11/2025

🎉 🎓💃 𝗡𝘆 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 – 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁 𝗦𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗮𝗿𝗮𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝗹 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 de 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆 dia hanatanteraka Soirée dansante manokana ho fanamarihana ny fivoahan’ny 𝗽𝗿𝗼𝗺𝗼𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔!

📅 𝗗𝗮𝘁𝘆 : 𝟭𝟯 𝗗𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱
🕘 𝗢𝗿𝗮 : manomboka amin’ny 9 ora alina
📍 𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 : Royal Piscine 414 – Mampikony
🎤 𝗔𝗿𝘁𝗶𝘀𝘁𝗲 : 𝗣𝗔𝗥𝗜𝗦𝗛 amin’ny show live! 🔥

🎟️ Vidim-pidirana :
• 𝗧𝗶𝗰𝗸𝗲𝘁 : 10 000 Ar
• 𝗥𝗲́𝘀𝗲𝗿𝘃𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 : 30 000 Ar
• 𝗩𝗜𝗣 : 50 000 Ar

📞 Fampahalalana & Réservation :
👉 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟱 𝟯𝟭𝟯 𝟱𝟬 / 𝟬𝟯𝟴 𝟴𝟯 𝟳𝟮𝟴 𝟭𝟮

🤝 Mpiara-miombon’antoka : 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 | 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 | 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝗡𝗲𝘄𝘀 | 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗖𝘂𝗶𝘀𝗶𝗻𝗲

𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼!

🎓 Vao nahazo 𝗕𝗔𝗖𝗖 ve ianao sa efa manana 𝗕𝗔𝗖𝗖?💡 Te hisehatra amin’ny sehatry ny fahasalamana ka ho lasa 𝙞𝙣𝙛𝙞𝙧𝙢𝙞𝙚𝙧(𝙚) na ...
25/08/2025

🎓 Vao nahazo 𝗕𝗔𝗖𝗖 ve ianao sa efa manana 𝗕𝗔𝗖𝗖?
💡 Te hisehatra amin’ny sehatry ny fahasalamana ka ho lasa 𝙞𝙣𝙛𝙞𝙧𝙢𝙞𝙚𝙧(𝙚) na 𝙨𝙖𝙜𝙚-𝙛𝙚𝙢𝙢𝙚?

👉 Misokatra ho anao ny 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 – 𝙄𝙣𝙨𝙩𝙞𝙩𝙪𝙩 𝙎𝙪𝙥𝙚́𝙧𝙞𝙚𝙪𝙧 𝙋𝙖𝙧𝙖𝙢𝙚́𝙙𝙞𝙘𝙖𝙡 𝙎𝙖𝙞𝙣𝙩 𝙂𝙚𝙤𝙧𝙜𝙚𝙨 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙢𝙥𝙞𝙠𝙤𝙣𝙮!

📍 Toerana: 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆
📞 Contact: 𝟬𝟯𝟴 𝟴𝟯 𝟳𝟮𝟴 𝟭𝟮 / 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟱 𝟯𝟭𝟯 𝟱𝟬
📅 Rentrée: 𝟭𝟬 𝗡𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱

✨ 𝗛𝗼𝗺𝗮𝗻𝗼 𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚, 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮!

🙏🏽Bonne et heureuse année 2025 à toutes et tous.🙏🏽Arahaba tratry ny taona 2025.🙏🏽Mirary taona feno fahasoavana sy fahasa...
01/01/2025

🙏🏽Bonne et heureuse année 2025 à toutes et tous.
🙏🏽Arahaba tratry ny taona 2025.
🙏🏽Mirary taona feno fahasoavana sy fahasalamana ho antsika rehetra.

🎄Joyeux Noël à tous!🙏🏽🌲Mirary Noely sambatra ho antsika jiaby. 🙏🏽
25/12/2024

🎄Joyeux Noël à tous!🙏🏽
🌲Mirary Noely sambatra ho antsika jiaby. 🙏🏽

🏥CLINIQUE SAINT GEORGES de Mampikony devient un centre de référence pour prise en charge intégrée du diabète dans la rég...
11/10/2024

🏥CLINIQUE SAINT GEORGES de Mampikony devient un centre de référence pour prise en charge intégrée du diabète dans la région Sofia.
👉🏽Notre médecin Dr Kenny Razafindratsito a suivi un renforcement des capacités sur la prise en charge intégrée du diabète pour être « médecin éducateur de diabète ». Attestation délivrée par A.MA.DIA (Association Malgache contre le diabète) le 11/10/2024.

Address

Mampikony

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clinique Saint Georges de Mampikony et Ambondromamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Clinique Saint Georges de Mampikony et Ambondromamy:

Share