Dr Ony nutritionniste en ligne

Dr Ony nutritionniste en ligne Nutritionniste

VONONA VE IANAO ? _HANDIO IFOTONY NY ORGANISME ?_HANALA TANTERAKA NY FAKANY'NY TAVY ? _HANAFISAKA NY KIBO? ...✍️✍️✍️✍️TE...
31/05/2026

VONONA VE IANAO ?

_HANDIO IFOTONY NY ORGANISME ?
_HANALA TANTERAKA NY FAKANY'NY TAVY ?
_HANAFISAKA NY KIBO?
...✍️✍️✍️✍️
TECHNIQUE TSOTRA, NEFA MAHOMBY NO OMEKO ANAO ANIO ... ♥️❤️♥️❤️

Bonnes fêtes des mères, 🎉 🎈 🎉 🎉 🎉 Neny......♥️👌anjely ety an_tany izy ireny!MENDRIKA NY TSARA INDRINDRA  IZY! ♥️fahasala...
31/05/2026

Bonnes fêtes des mères, 🎉 🎈 🎉 🎉 🎉

Neny......♥️👌
anjely ety an_tany izy ireny!
MENDRIKA NY TSARA INDRINDRA IZY! ♥️

fahasalamana e , sy fifaliana hatrany ! ♥️❤️♥️
♥️
MAHAFALY AHY ARY SITRAKO NY HANOLOTRA FANOMEZANA KELY 🙏🎈🎈,
hoan'ny RENY izay mandefa mp amiko anio ♥️❤️♥️♥️♥️♥️♥️

✍️✍️✍️

IZA AVY NO MILA MANALA 10KG A 20KG ATO! 👌atoroko anao ny technique sy secret rehetra anio! ♥️❤️❤️❤️❤️mandefasa mp ! 🙏💖💖
22/05/2026

IZA AVY NO MILA MANALA 10KG A 20KG ATO! 👌
atoroko anao ny technique sy secret rehetra anio! ♥️❤️❤️❤️❤️
mandefasa mp ! 🙏💖💖

Mila manala tavy aingana IANAOMila MIHENA MIHINTSY ❗❗❗❗Mp anie azafady indrindra 🙏*🔥 TAVY BE = DANGER ! "mitaraina ny va...
16/05/2026

Mila manala tavy aingana IANAO
Mila MIHENA MIHINTSY ❗❗❗❗
Mp anie azafady indrindra 🙏

*🔥 TAVY BE = DANGER !
"mitaraina ny vatana Raha MITOMBO LOATRA ny TAVY

FANTANTRAO VE ALOHA?
Ny *adiposité viscérale* na tavy manodidina ny taova anatiny dia tsy olana esthétique fotsiny.

❗SANTÉ :*
- Mampitombo ny risika amin’ny *syndrome métabolique*, *insulino-résistance*, ary *hypertension artérielle*
- Manavesatra ny *foie* sy manelingelina ny *fonction digestive*
- Miteraka *inflammation chronique* ao amin’ny vatana

❗PSYCHOLOGIQUEMENT*
- Mampitombo ny *stress oxydatif*
- Miteraka *manque de confiance en soi*, *anxiété*, ary *trouble du sommeil*

*Ny vahaolana?*
🌿 diovy ny organisme !

Mandefasa mp amiko mivantana afahako manoro anao ny hatao rehetra

Manampy manadio ny *toxines*, manatsara ny *métabolisme*, ary mamerina ny *équilibre interne* mba ho maivana ianao ivelany sy anatiny.
MIHENA AINGANA KOKOA !
mahazo fahasalamana indray
matoky tena

TSY METY MIHENA  NY KIBO ? 🥺🥺🥺Fa nahoana ?( Mahasoa anao ity)🙏🙏🙏🙏🙏*"STRESS + TROUBLE HORMONAL = 😮‍💨⚖️❌  Ndeha ho hazavai...
16/05/2026

TSY METY MIHENA NY KIBO ? 🥺🥺🥺
Fa nahoana ?

( Mahasoa anao ity)🙏🙏🙏🙏🙏

*"STRESS + TROUBLE HORMONAL = 😮‍💨⚖️❌

Ndeha ho hazavaiko ny marina anio tompoko 👨‍⚕️📢:

*1. CORTISOL BE LOATRA = "HORMONE DU STRESS"* 😰📈❌
*Rehefa stressé ianao isan’andro = Mamoaka CORTISOL be loatra ny "glande surrénale"*
*Ny asan’ny Cortisol: lasa MITAHIRY TAVY @ KIBO sy LOMOSINA*
🤰🆘
*MIAKATRA NY GLYCÉMIE = Manome envie de SUCRE* 🍫🍩
*Vokany: Mihinana be. Tavy miangona. TSY Voadoro 🔥➡️💤

*2. INSULINO-RÉSISTANCE = "SUCRES BLOQUÉS"* 🍬🔒❌

*Stress mitaiza = Manimba ny fahatsapan’ny cellule @ INSULINE*
*Vokany: Ny siramamy hohaninao = TSY MIDITRA @ CELLULE fa LASA TAVY daholo* 🤰📈
*Marika: Reraka rehefa avy nisakafo. Noana 1 ora aorian’ny sakafo* 😴🍽️

*3. FOIE SURCHARGÉ = "USINE DÉTOX" TSENTSINA* 🧽🔥❌

*Ny ATY no manadio ny CORTISOL sy INSULINE be loatra*
*Raha TSENTSINA POIZINA ny aty = TSY VOADIO ny hormone* ☠️🚰❌
*Vokany: CERCLE VICIEUX* 🔄😭 *Stress → Cortisol → Tavy → Aty tsentsina → Cortisol indray*

*NY RÉGIME IRERY TSY MAHAFAKA CORTISOL* ❌🥗💛
*Satria tsy ESORINY ny POIZINA MANAKANA ny "DÉTOX HORMONALE".*
🥹🥹🥹🥹♥️❤️❤️

Vahaolana : MILA MANDIO IFOTONY NY ORGANISME IANAO ! 🙏🙏

*Reraky régime tsy mandeha ve ianao?*
🤝*
Mandefasa mp fa atoroko anao ny hatao rehetra anio

* *
❤️♥️♥️♥️♥️

---
0340460988
Azonao antsoina mivantana aho tompoko !

FA MANINONA NO TSY METY MIHENA MIHINTSY ⚖️❌❓  HO HAZAVAIKO TSARA AMINAO ARY! 🙏🙏🙏*1. ATY TSENTSINA* 🧽❌  *Ny aty = "Usine ...
10/05/2026

FA MANINONA NO TSY METY MIHENA MIHINTSY
⚖️❌❓

HO HAZAVAIKO TSARA AMINAO ARY! 🙏🙏🙏

*1. ATY TSENTSINA* 🧽❌
*Ny aty = "Usine fandoroana tavy" ao anatinao 🔥*
*Rehefa feno poizina = Miasa 10% fotsiny izy 😮‍💨*
*Vokany: Tavy hohaninao = MIANGONA fa tsy MANDORO 😭*

*2. TSINAY MALOTO* 🚰❌
*Rehefa tsentsina ny tsinay = Tsy mety misintona "signal" hoe "voky aho" ny atidoha 🧠❌*
*Vokany: Noana foana. Grignotage tsy voafehy 🍫🍟*

*3. STRESS + TSY AMPY TORIMASO* 😰🌙❌
*Mampitombo hormone "CORTISOL" = Mitahiry tavy @ kibo 🤰*

*NY RÉGIME IRERY TSY MAHAFAKA IREO* ❌🥗💛
ATOROKO ANAO NY TECHNIQUE MAHOMBY ANIO!

♥️Partageo maximum ity topic ity fa mety maro no mila azy toa anao ! Raha sitrakao tompoko ! 🙏🙏🙏🙏✍️✍️

Mandefasa mp tompoko

*

AHOANA NY ATAO RAHA TE HIENA 10 À 20KG ? TENA MANDAITRA 🙏❤️❤️❤️TSY METY MIHENA ?efa nandrama avokoa ☺️ régime strict, sp...
05/05/2026

AHOANA NY ATAO RAHA TE HIENA 10 À 20KG ? TENA MANDAITRA 🙏❤️❤️❤️

TSY METY MIHENA ?
efa nandrama avokoa ☺️
régime strict, sport, jeûne intermittent, ...
tsy nisy nahomby ... !

omeko anao ny tokony hataonao rehetra ! misy technique izy io tompoko !

salama e! rehefa ela2 tsy tazana dia nijery zava_baovao ho anareo! _te hanala ny fakany'ny tavy? _handio ifotony ny orga...
05/05/2026

salama e!

rehefa ela2 tsy tazana dia nijery zava_baovao ho anareo!
_te hanala ny fakany'ny tavy?
_handio ifotony ny organisme ka tsy misy tavy miverimberina intsony ?
mandefasa MP anie azafady fa atoroko anao ny hatao rehetra !

NY ANTONY MAHATONGA ANAO TSY METY MIHENA MIHINTSY ? 🙂‍↔️🙂‍↔️☝️ MALOTO NY ORGANISME ! mila Manao purificateur extra forte...
22/04/2026

NY ANTONY MAHATONGA ANAO TSY METY MIHENA MIHINTSY ? 🙂‍↔️🙂‍↔️

☝️ MALOTO NY ORGANISME !

mila Manao purificateur extra forte indray raha miseho izay!

ahoana ny hatao Raha te handio ifotony ny organisme sy hanala tanteraka ny fakany'ny tavy? 👌
✍️✍️✍️✍️, mp fa ho hazavaiko aminao feno 🙏🙏🙏

Salama tompoko ! Antony iray mety mampivonto ny kibo dia ny  impuretés rehetra ao anaty: tavy, gaz intestinaux, toxines ...
19/04/2026

Salama tompoko !
Antony iray mety mampivonto ny kibo dia ny impuretés rehetra ao anaty: tavy, gaz intestinaux, toxines !

raha mahazo anao io dia mila mandio ifotony ny organisme ianao!
izay indray no atoroko ANAO anio Raha mahaliana anao !
🙏🙏✍️✍️✍️✍️

Address

Ambatondrazaka
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Ony nutritionniste en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share