Clinique CMC Salamanga ofisialy

Clinique CMC Salamanga ofisialy Fifampitezana sy fizarana momba ny fahasalamana

28/07/2026

Une de mes publications a obtenu plus de 1000 rรฉactions la semaine derniรจre. Merci ร  tout le monde pour votre soutien ! ๐ŸŽ‰

LOZA MIHATRA ๐Ÿšจ"Zaza tsy azo, Ny tranon-jaza nesorina, Ny aina saika nafoy..."โœ…Tantara mampalahelo no sady lesona lehibe ...
13/07/2026

LOZA MIHATRA
๐Ÿšจ"Zaza tsy azo, Ny tranon-jaza nesorina, Ny aina saika nafoy..."

โœ…Tantara mampalahelo no sady lesona lehibe ho antsika rehetra ny zava-nitranga.

โœ… ramatoa iray sahabo eo amin'ny 28 taona ๐Ÿคฐ eo izay efa tsy nahatsiaro tena intsony izy, hatsatra fotsy (anรฉmie sรฉvรจre), ary ny tosi-drร  ambany dia ambany.

โœ…Natao moa ny famelon'aina vonjy maika ary samy tonga teo daholo ny ekipa rehetra.

โœ…Natao haingana ny fitarafana t@ รฉchographie mba ahitana ny mahazo ilay mpiteraka :

โ€ผ๏ธEfa tsy nitempo intsony ny fonโ€™ilay zaza tao ankibo.

โ€ผ๏ธFeno rร  ny tao anaty kibon'ilay marary

โœ…Ny nahazo an'ilay marary?

===>Rupture utรฉrine complรจte (Rovitra tanteraka ny tranon-jaza) avec un choc hรฉmorragiqueโ›”๏ธโ›”๏ธ


โš ๏ธโš ๏ธโšฐ๏ธUne urgence chirurgicale absolue !!!!!!!!

โœ…Tsy niandry ela ny ekipa fa tonga dia nanapakevitra ka nampiditra azy tao aminโ€™ny bloc opรฉratoire.

โœ…Teo am-panokafana ny kibo, dia mampivarahontsana ny zavatra hita: nitsinkafona tao anatinโ€™ny rร  ilay zaza efa tsy nisy aina intsony.

โœ…Tsy maintsy nesorina ny tranon-jaza (hystรฉrectomie) mba hanavotana ny ainโ€™ilay renim-pianakaviana satria efa simba tanteraka izany.

โœ…Nampidirana rร  teo @ 06 poches de sang ๐Ÿฉธ๐Ÿฉธeo ho eo moa izahay nandritran'ny fitsaboana rehetra.

โœ…Rehefa hors danger ary ilay marary ka vita soamantsara ny fandidiana, dia natao ny fanadihadiana t@ fianakaviana mba hahafantarana ny tena zava- nisy tany sy nanazavana ihany koa ny fitsaboana izay natao nanditran'ny fandidiana azy.

โœ…Ny renin'ilay zazavavy marary sy ilay RABEBE renin-jaza (matrone) nampiterana azy tany an-trano no nitantara :

โ€ผ๏ธRamatoa efa nandalo fandidiana cรฉsarienne izy 2 taona lasa izay saingy maty ilay zaza tamin'izany , fa efa saro-katerahana avy any ambanivohitra (toeram-ponenany) vao nentina teny amin'ny hรดpital.

โ€ผ๏ธTaminโ€™ity indray mitoraka ity kosa rehefa nanomboka nanaiki-jaza ity ramatoa kely dia nisy nanoro hevitra azy tany ivelany tany fa hoe misy RABEBE (izay mipetraka eto andrenivohitra sy ankaiky hรดpital) mahavita mampiteraka voie basse olona efa avy nodidina (OC). Koa dia roboka tokoa nanatona azy.
Ary ny loza dia nampiasana fanafody tsindrona hono ity farany mba hanamorana ny fivoahan'ilay zaza.

โœ…Ny vokany? Rovitra ilay tranon-jaza, tsy avotra ny zaza, tsy maintsy nasorina ny tranon-jaza ary saika niafara tamin'ny fahafatesana.

โœ…Mampahelo fa tsy afaka ny hiteraka intsony nefa mbola tanora dia tanora sy tsy mbola manan-janaka akory.

โš ๏ธ HAFATRA HO ANAREO RENY BEVOHOKA:

โ€ผ๏ธRaha toa ianao ka efa nisy fandidiana taminโ€™ny tranon-jaza (Cรฉsarienne, fanalana fibrome, sns...): dia tsy azo atao ny miteraka any an-trano na any aminโ€™ny toerana izay tsy misy bloc opรฉratoire.

โ€ผ๏ธHenoy ny torohevitry ny mpitsabo( sage-femme , Mรฉdecin): tsy hoe kamo na tsy te hivaky loha ny dokotera raha miteny hoe tsy afaka miteraka voie basse intsony ianao fa misy antony izay ary tsy tokony hatao kilalao fa sarobidy ny aina. Izany akory tsy midika hoe dia tsy maintsy hodidiana daholo ny vehivavy rehetra nandalo cesarienne fa misy zavatra maro jerena ka izay vao afaka manapakevitra hoe voie basse sa cรฉsarienne no ho atao.

๐Ÿ™Misaotra an'Andriamanitra fa avotra ilay madama.

๐Ÿ”ฅโ˜ ๏ธ๐Ÿ”ฅSaingy firy ihany koa ireo izay tsy nanana chance tahaka azy fa miala aina eny an-dalana? Firy no tratran'ny toe-javatra tahaka an'io fa dia tsy avotra ny ain'ny reny sy ny zaza?

๐Ÿšจ๐ŸšจSarobidy ny aina, koa mahaiza misafidy izay fanapahan-kevitra azo antoka amin'ny fahasalamanao

"Texte modifiรฉ ร  partir d' un cas similaire de Dr Tafita"

๐Ÿฉบ ๐™€๐˜พ๐™ƒ๐™Š๐™‚๐™๐˜ผ๐™‹๐™ƒ๐™„๐™€: Tena ilaina amin'ny fitsaboana !  Ny รฉchographie dia fitaovana sy teknika fitarafana iray amin'ny fomba t...
08/07/2026

๐Ÿฉบ ๐™€๐˜พ๐™ƒ๐™Š๐™‚๐™๐˜ผ๐™‹๐™ƒ๐™„๐™€: Tena ilaina amin'ny fitsaboana !

Ny รฉchographie dia fitaovana sy teknika fitarafana iray amin'ny fomba tsotra, tsy marary, "ultrason ๐Ÿ”Š" no ampiasaina fa tsy "rayons X".

Natao hijerena ny taova ao anaty vatana, hanampy amin'ny fitiliana mialoha ny aretina ary hanaraha-maso ny fahasalamana.

๐Ÿคฐ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎ:
Tena zava-dehibe tokoa ny fanaovana azy mba hanaraha-maso ny fivoaran'ny zaza ao an-kibo, hijerena ny fitomboany, ny toerany, ny fipetrany, ny fitempon'ny fony sns....

โ˜๏ธ๐€๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ค๐š๐ฉ๐จ๐›๐ž๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ข๐ง-๐Ÿ‘ ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ž๐ก๐ข๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐›๐ž๐ฏ๐จ๐ก๐จ๐ค๐š:

โ€ข ๐‡๐ž๐ซ๐ข๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ๐Ÿ ๐ค๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ๐Ÿ‘ : fanamafisana ny volan'ny vohoka sy fitiliana mialoha raha sendra misy tsy fahatomombanana.

โ€ข ๐‡๐ž๐ซ๐ข๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ๐ŸŽ ๐ค๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ๐Ÿ’ : fanaraha-maso ny fivoaran'ny taovan'ny zaza.

โ€ข ๐‡๐ž๐ซ๐ข๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ‘๐ŸŽ ๐ค๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ‘๐Ÿ’ : fanaraha-maso ny fitomboan'ny zaza sy fiomanana amin'ny fiterahana.

๐Ÿ’ก๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐—ฐ๐—ต๐—ผ๐—ด๐—ฟ๐—ฎ๐—ฝ๐—ต๐—ถ๐—ฒ.
Misy filร na ara-pitsaboana mitaky ny haovana azy mba hijerena:

๐Ÿ” ny tiroรฏda sy ny tenda ;
๐Ÿ” ny kibo sy ny valahana (pelvis) ;
๐Ÿ” ny nono ;
๐Ÿ” ny "testicule" ;
๐Ÿ” ny fo sy ny lalan-drร  (Echo-Doppler) ;
๐Ÿ” ny hozatra sy ny taova malemy (parties molles) ;
๐Ÿ” ary taova maro hafa.

โš ๏ธ ๐˜”๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ง๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ข๐˜ง๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ซ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜บ ๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข ๐˜ง๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฐ ๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฐ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข (๐˜ต๐˜ฐ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜บ) ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฆ๐˜ค๐˜ฉ๐˜ฐ๐˜จ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฑ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฆ.

๐Ÿ”ต ๐—™๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜†:

โžก๏ธNy รฉchographie dia fitaovana tena ilaina amin'ny fitiliana, ny fanaraha-maso ary ny fisorohana aretina maro.
โš ๏ธ๐Ÿšจ Ny tsy fanaovana izany dia mety hiteraka: fitomboan'ny aretina mbola tsy voatily, "hรฉmorragie interne", fahatarana na fahasarotan'ny fitsaboana (mety hampiasa rayon X) sns maro..

30/06/2026

SARO-PADY NY DONA MAHAZO NY LOHA.
Nu radio (radiographie) tompoko dia tsy mahita ny fajavoazan'ny atidoha , fa ny karandoha ihany no hitany.
SCANNER ihany no hahafahana mijery ny atidoha, ary haverina indray izany afaka 48 ora raha misy fambara ahoahiana moseho.

08/04/2026

ASPIRINE apahefany isan'andro ihany dia ampy hamonjy anao

08/04/2026
Izahay ato amin'ny CMC SALAMANGA dia faly miarahaba ireo MINISTRE membre de gouvernement vaovao , indrindra fa ireto ray...
25/03/2026

Izahay ato amin'ny CMC SALAMANGA dia faly miarahaba ireo MINISTRE membre de gouvernement vaovao , indrindra fa ireto ray aman-dreny ireto.
Mahefร  be amin'ny asa fampandrosoana ho an'ny firenena ho fanasoavana ny malagasy

Tontosa soamantsara ny dinika savaranonando momba ny fiaraha-miasan'ny CLINIQUE   SALAMANGA sy ny UNIVERSITY OF PLYMOUTH...
24/03/2026

Tontosa soamantsara ny dinika savaranonando momba ny fiaraha-miasan'ny CLINIQUE SALAMANGA sy ny UNIVERSITY OF PLYMOUTH avy ao England.
Irariana mba haharitra izany fiaraha-miasa izany.

Akon'ny 8 mars SALAMANGA
08/03/2026

Akon'ny 8 mars SALAMANGA

Address

Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clinique CMC Salamanga ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share