Hopitaly Manarapenitra Morondava

Hopitaly Manarapenitra Morondava Santé pour tous

01/06/2026

Mirary herinan’andro sambatra hoan’ny mpiasa ny fahasalamana ato @ Hopitaly Manarapenitra Morondava

01/06/2026

SARM - XIVème Congrès National
📢 La Société d’Anesthésie et de Réanimation de Madagascar (SARM) lance officiellement l’appel à communications pour son XIVème Congrès National, qui se tiendra les 01 et 02 octobre 2026 à Antsirabe autour du thème :

« Infectiologie en Anesthésie-Réanimation : défis actuels et perspectives »
Soumettez vos résumés avant le 31 août 2026 à :
📧 [email protected]

✅Miarahaba Manokana an’i Major Ellà Boyer amin’izao nanorenan’izy ireo tokatrano vao izao👉Mirary tokatrano sambatra hoan...
25/05/2026

✅Miarahaba Manokana an’i Major Ellà Boyer amin’izao nanorenan’izy ireo tokatrano vao izao

👉Mirary tokatrano sambatra hoan’izy mivady❤️❤️

👉Ndao samy hiarahaba an’izy mivady isika rehetra

Miarahaba ny talem-paritry ny fahasalamana vaovao Dr Mino TOVONIRINA👉Mirary soa hoanao hatrany Tale amin’ny Adidy vaovao...
20/05/2026

Miarahaba ny talem-paritry ny fahasalamana vaovao
Dr Mino TOVONIRINA
👉Mirary soa hoanao hatrany Tale amin’ny Adidy vaovao izay ho sahaninao.

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Fitaleavam-Paritrin'ny Fahasalamam-bahoaka Faritra Menabe
Hopitaly Manarapenitra Morondava

Fanaovambeloma an’i Major Pacome Patrick Razafimahatratra amin’ny nahavitany ny asa fanompoana teto anivon’ny Hopitaly M...
13/05/2026

Fanaovambeloma an’i Major Pacome Patrick Razafimahatratra amin’ny nahavitany ny asa fanompoana teto anivon’ny Hopitaly Manarapenitra Morondava

👉Mankasitraka indrindra Major !!!
👉Misaotra @ ireo anatra, trai-kefa sy torohevitra nomenao

❤️

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Fitaleavam-Paritrin'ny Fahasalamam-bahoaka Faritra Menabe

15/04/2026

✅ fans

08/04/2026

Miarary fety sambatra hoantsika paramed rehetra manerana ny Nosy fa indrindra isika ato Menabe❤️

Aza hadino ny fivoriantsika rehetra tsy an-kanavaka na privée na bénévole na fanjakana na mpianatra
Rehefa PARAMED
👉Andro : Alarobia
👉Ora: 4 ora tolakandro
👉Toerana salle pf CHRR MORONDAVA
Tongava maro fa zava dehibe miankina amin’ny hoavintsika no hodinihintsika.

07/04/2026
Nos félicitation madame le ministre Mirary soa su fahombiazana hoanao hatranyNy ekipa rehetra ato amin’ny Hopitaly Manar...
25/03/2026

Nos félicitation madame le ministre
Mirary soa su fahombiazana hoanao hatrany
Ny ekipa rehetra ato amin’ny Hopitaly Manarapenitra Morondava.

Address

Namahora Sud
Morondava
619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hopitaly Manarapenitra Morondava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share