26/06/2026
🇲🇬🎇 Tratry ny Asaramanitra 2026! 🎇🇲🇬
🎉🇲🇬✨ Izahay ekipan’ny Pharmacie de Sabotsy Namehana 💊 dia miarahaba anao nahatratra ny fetin’ny Asaramanitra 2026. 🇲🇬🎆
🎊🎈 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra. ❤️🤍💚 🙏😊✨