DMA canal+ tamatave

DMA canal+ tamatave DMA CANAL+ tamatave est le partenaire de CANAL+ à Tamatave. Béneficiez de tous les Offres et Services

🕡Anio hariva amin'ny 6ora sasany no hanarahinao ny lalao ampahefan-dalana izay hihaonan'ny   🇺🇸 sy   🇯🇵.👉Iza amin'ireo e...
30/06/2023

🕡Anio hariva amin'ny 6ora sasany no hanarahinao ny lalao ampahefan-dalana izay hihaonan'ny 🇺🇸 sy 🇯🇵.

👉Iza amin'ireo ekipa ireo no everinao ho tafiakatra amin'ny lalao antsasan-dalana? 🧐

Ireo valin'ny lalao coupe du monde BASKET_BALL : 25 Juin 2023Rahampitso 27 Jona indray no hiakatra kianja  ny ANKOAY 🇲🇬🇲...
26/06/2023

Ireo valin'ny lalao coupe du monde BASKET_BALL : 25 Juin 2023

Rahampitso 27 Jona indray no hiakatra kianja ny ANKOAY 🇲🇬🇲🇬

24/06/2023

DMA CANAL+ tamatave est le partenaire de CANAL+ à Tamatave. Béneficiez de tous les Offres et Services

Zoma miavaka miaraka amin'ny DMA CANAL+ Tolotra miavaka no arosonay ho anao amin'ity androany ity satria dia raha manjif...
23/06/2023

Zoma miavaka miaraka amin'ny DMA CANAL+

Tolotra miavaka no arosonay ho anao amin'ity androany ity satria dia raha manjifa ilay pack PROMO CANAL+ amin'ny sarany 50 000Ariary ianao , dia mbola asianay remise koa. 🤩

Tsy izay ihany anefa , fa mbola ampianay biere iray hafahanao manala hetaheta amin'ity zoma mahafinaritra ity 🍺

150 ISA BE izao no ho zarainay @ ity androany ity !!!

Aza tara ary ianao maka ny anjaranao .

Fanazavana fanampiny : MP na 034 16 547 15
Adresse tokana: MORAFENO akaikin'ny SUPERMAKI

Ndao hiara_hanohana ny ekipampirenena Malagasy miaraka @ CANAL +Ho arahina mivantana ao amin'ny CANAL EVENEMENT ireo lal...
22/06/2023

Ndao hiara_hanohana ny ekipampirenena Malagasy miaraka @ CANAL +

Ho arahina mivantana ao amin'ny CANAL EVENEMENT ireo lalao izay hifanandrinan'ny ANKOAY 🇲🇬amin'i USA, LIBAN Ary i SLOVENIE

Manasa anao Hanao ny reabonnement anao dieny izao Ary mahazoa avy hatrany bonus 15 jours tout Canal
Na ihany koa mampidira CANAL+ @ sarany Promotion 50 000 Ariary monja

Fanazavana fanampiny: Mp na 034 16 547 15

21/06/2023

Ndao hiara_hanohana ny ekipampirenena Malagasy miaraka @ CANAL +

Ho arahina mivantana ao amin'ny CANAL EVENEMENT ireo lalao izay hifanandrinan'ny ANKOAY 🇲🇬amin'i USA, LIBAN Ary i SLOVENIE

Manasa anao Hanao ny reabonnement anao dieny izao Ary mahazoa avy hatrany bonus 15 jours tout Canal
Na ihany koa mampidira CANAL+ @ sarany Promotion 50 000 Ariary monja

Fanazavana fanampiny: Mp na 034 16 547 15

DMA CANAL+ tamatave est le partenaire de CANAL+ à Tamatave. Béneficiez de tous les Offres et Services

Profitez de l'offre unique ! Disponible chez nous 😉
10/06/2023

Profitez de l'offre unique !
Disponible chez nous 😉

💥GRANDE TOMBOLA 💥  Ny CANAL + Dia mikarakara TOMBOLA izay mety hahazoanao loka Maro toy ny :_ VOYAGE PARIS_TANA_PARIS ho...
25/05/2023

💥GRANDE TOMBOLA 💥

Ny CANAL + Dia mikarakara TOMBOLA izay mety hahazoanao loka Maro toy ny :

_ VOYAGE PARIS_TANA_PARIS ho anolondroa mandritra ny 05 andro ✈️
_ 100 TV. 32" 📺
_ 100 T_SHIRTS ALEFA ANKOAY
_ 50 BILLETS CONCERTS
_ 10 Gagnants , nuitée ho anolondroa anaty hôtel 3 étoile miampy SPA 🌃

Tsotra ny fandraisana anjara, Manaova REABONNEMENT na ABONNEMENT .
💥 PROMOTION GOAVANA BE💥

😎 50 000 Ariary monja dia hafahanao mampiditra CANAL+

😎Rahaanao réabonnement ianao dia mahazo bonus 15 jours TOUT CANAL , sady azo EO noho eo .

Tongava haingana ary eny @ boutique DMA CANAL+ akaiky anao:

_ Morafeno (akaikin'ny SUPERMAKI)
_ Boxe Sinoabe tanamakoa
_ boxe 13 stella maris Morarano
_ Ambalakisoa ( en face SOATRANS taloha)
_ Ambolomadinika (akaikin'ny Poste)
_ Tanambao 5( école telonohorefy)
_ Supermaki Mangarano
_ Supermaki ankirihiry
_ Trano mora ( mangarano 2 boxe akaikin'ny quincaillerie)

Araraoty Ary fa tolotra tsy manampaharoa Ity arosonay Ity 😉
Ary vonona ny handray sy hanome fahafahampo ho anao izahay ekipan'ny DMA CANAL+

Bonus M'poka be🎉!!! 15 jours offerte Sur tout canal Si vous Gardez votre bouquet actuel🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉Réabonner...
10/11/2022

Bonus M'poka be🎉!!!
15 jours offerte
Sur tout canal
Si vous Gardez votre bouquet actuel
🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁
🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Réabonner vous dans nos boutique DMA CANAL

Offres spécial Dans tous les BOUTIQUE DMA CANAL + tamatave  Rendez_vous dans nos boutique pour profiter l'offre  70.000a...
08/11/2022

Offres spécial
Dans tous les BOUTIQUE DMA CANAL + tamatave
Rendez_vous dans nos boutique pour profiter l'offre 70.000ar EVASION +DÉCODEUR.
DMA CANAL +
"Toujours la meilleure des offres"

08/11/2022

Aza miala aminy CANAL +
Mbola mitohy atrany le fanomezana ho anao tonga manao Reabonnement sy hividy CANAL +
🎉 70.000ar fotsiny dia efa misikatra any izay CANAL + izany anao.
Aza misalasala ary manantona any ireny BOUTIQUE DMA CANAL + eny akaiky anao ireny! 😊😎

Restez actifs les amis 🙃👍CANAL +
03/11/2022

Restez actifs les amis 🙃👍
CANAL +

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261344227675

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DMA canal+ tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DMA canal+ tamatave:

Share