Kaffrine Nappy Tamatave

Kaffrine Nappy Tamatave Institut de beauté spécialisé en soin pour cheveux texturé , coloration végétal , soin et bien être

Akory aby eh 😊!Sahirana mitady soin mifanaraka amin'ny volonao ve ianao?👉 Tongava fa miankina amin'ny filàn'ny volonao n...
01/05/2026

Akory aby eh 😊!

Sahirana mitady soin mifanaraka amin'ny volonao ve ianao?

👉 Tongava fa miankina amin'ny filàn'ny volonao ny soin hatao aminao 🌼

🏠 Ampitan'ny bijouterie Ritma Bazary Be

📞 0375329616

Akory aby ehhh 😊Raha nihidy tao anatiny 2 herinandro ny salon noho ny voina nateraky ny cyclone dia miverina MISOKATRA ....
21/02/2026

Akory aby ehhh 😊
Raha nihidy tao anatiny 2 herinandro ny salon noho ny voina nateraky ny cyclone dia miverina MISOKATRA .
⚡️⚡️MIHENA 40.000 Ar ny définition de boucle tsy misy séchage noho ny jiro mbola tsy misy ⚡️⚡️
Miezaka foana izahay na dia tsy mora amintsika izao fotoana sarotra andalovana izao .
‼️Ampitany bijouterie Ritma no misy anay .

📞0375329616

Mandray AVEC ou SANS RENDEZ VOUS hatrany .

Tratran’ny taona daholy ohhh . Mbola mitohy ny fikarakarana anareo ary mbola misy promotion ao amin’ny salon .‼️55.000 A...
02/02/2026

Tratran’ny taona daholy ohhh .
Mbola mitohy ny fikarakarana anareo ary mbola misy promotion ao amin’ny salon .
‼️55.000 Ar ny DÉFINITION DES BOUCLES ‼️
‼️-20% ny PRODUITS KAFFRINE NAPPY ‼️
Araraoty fa izao ny fotoana hikarakarana volo , hatratrarana ny tanjona ny 2026 .
📌En face bijouterie Ritma
📞0375329616

31/12/2025

Misokatra ny salon tamatave androany an !
Mitongava daholo fa misy promotion maro ao .

Miarahaba antsika rehetra sahady amin’izao ankatoky ny fety izao .‼️‼️ Aza adino fa mbola mitovy ny promotion tsika ao a...
30/12/2025

Miarahaba antsika rehetra sahady amin’izao ankatoky ny fety izao .
‼️‼️ Aza adino fa mbola mitovy ny promotion tsika ao amin’ny Kaffrine Nappy Tamatave .
‼️55000 ariary ny définition des boucles 🎉
Misaotra antsika hatrany amin’ny fitokisana sy ny fanohanana .
📌Ampitany bijouterie Ritma no misy anay .
Avec ou sans rendez vous !

Manimanitra fety sahady izy izany an !Dia satrinay ho manjamanja foana ianareo mandritra ny fety .Indro ary ny tolotra h...
03/12/2025

Manimanitra fety sahady izy izany an !
Dia satrinay ho manjamanja foana ianareo mandritra ny fety .
Indro ary ny tolotra ho anareo !
Manao soin iray ianareo dia :
🎉mahazo -20% amin’ny définition de boucle amin’ny herinandro ny Noel .
🎉Ary mbola mahazo -30% amin’ny définition de boucle amin’ny herinandro nouvelle an .
🎉55.000 Ar Defintion de boucle fotsiny .
🎉-20% Amin’ny produits Kaffrine Nappy rehetra .

📌Ampitany bijouterie Ritma .
📞0375329616

Manimanitra fety sahady izay izany 🎉🎉Ndao homanina dieny izao ny volo ho manja be amon’ny fety .Araraoty ity tolotra vol...
06/11/2025

Manimanitra fety sahady izay izany 🎉🎉
Ndao homanina dieny izao ny volo ho manja be amon’ny fety .
Araraoty ity tolotra volana novembre ity .
Ny adresse tsy miova an :
📌Ampitany bijouterie Ritma .
📞0375329616

ANDROANY IHANY AN !Promotion - 20% ny soin rehetra ! Mitongava Saro ary ohhh ☺️.Ampitany bijouterie Ritma bazar be no mi...
17/10/2025

ANDROANY IHANY AN !
Promotion - 20% ny soin rehetra !
Mitongava Saro ary ohhh ☺️.
Ampitany bijouterie Ritma bazar be no mise anay .

01/10/2025

Miova endrika ny produits Kaffrine Nappy 🌋🌋

Akory aby eh 🌞😊Maro ianareo no milaza fa tsy nahatratra ilay promotion tamin’ny sabotsy ka indro ary haverinay amin’ny i...
15/09/2025

Akory aby eh 🌞😊
Maro ianareo no milaza fa tsy nahatratra ilay promotion tamin’ny sabotsy ka indro ary haverinay amin’ny ity herinandro ity .
‼️Ny soin sy ny coiffage expresse dia -20% avokoa .
Ka mitongava maro ary manararaotra eh !
📌Ampitany bijouterie Ritma bazary be isika an .
Afaka miantso na tonga tsy misy rendez vous !
📞0375329616

Akory ehhhh PROMOTION BE- 20% daholy prestations ato aminay androany ka tongava maro .Araraoty ity sabotsy ity fa androa...
13/09/2025

Akory ehhhh PROMOTION BE
- 20% daholy prestations ato aminay androany ka tongava maro .
Araraoty ity sabotsy ity fa androany ihany an !
📌Ampitany bijouterie Ritma bazary be !
Afaka mandea tsy misy rendez-vous !
📞0375329616

💇🏾‍♀️✨ À Tamatave, vos cheveux texturés ont enfin leur adresse !Chez Kaffrine Nappy, nous sommes experts des cheveux tex...
06/09/2025

💇🏾‍♀️✨ À Tamatave, vos cheveux texturés ont enfin leur adresse !
Chez Kaffrine Nappy, nous sommes experts des cheveux texturés 🌸 :
✔️ Coupes adaptées à VOTRE texture ( regardez ses réalisations ❤️ )
✔️ Soins sur-mesure, sans produits chimiques 🚫
✔️ Coiffages qui respectent la santé et la beauté naturelle de vos cheveux
Parce que chaque cheveu est unique, nos prestations aussi 🌺
👉 Venez comme vous êtes, avec ou sans rendez-vous !
📍 Retrouvez-nous au salon Kaffrine Nappy Madagascar
💛 Ici, vos boucles, vos frisettes et vos crépus sont célébrés, pas transformés.
📲 Réservez dès maintenant ou passez nous voir, on s’occupe de vous !
‼️Nous sommes ouverts de lundi à samedi : 8h30 à 17h30 .
Sauf mercredi : 8h30 à 12h30
📌En face de la bijouterie rithma bazary be chez Kafrine Beauty Shop Mada

☎️0375329616





Address

13/92 Cite Beryl Rouge
Toamasina
501

Telephone

+261325343210

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaffrine Nappy Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kaffrine Nappy Tamatave:

Share