03/12/2025
🤹🏻⛹🏻🤾🏻 Salama aby eeee,
Tonga n'y fotoana ialana voly miaraka @ Fontsy eeee , Ndao hilalao mba itaiza vatana ,
Omano ny ekipa de tongava manoratra anarana ny ekipanao handray anjara .
😍 MAHASOA SPORT 👍🏻💯